XENA & TEE

                                                                       Ny Alikanay sy ny tontolony

                                Tel 034.01.117.99 / 032.45.332.90 /033.14.239.46/ 033.02.622.81

                                                                   Ampatsakana / Itaosy

                                                                Antananarivo Madagascar

                                                                                                      xena.amstaff@yahoo.com

Ny Alika

Hamidy

Hatakalo

Hampanarahana

Homena fotsiny

Hampideraina

ASA

Siteweb hafa

Amstaff

Boerboel (VAOVAO)

Dogue Allemand

Coton de Tulear

Ireo alika mampidi-doza

FORUM

Anaran'alika (lien)

Ampahafantaro ny hafa ity site ity. Azafady klikeo ny logo eto ambany.

Raha hitanao fa misy diso ny fanazavana sasany omenay dia azafady mba alefaso aty aminay ny fanintsiana miaraka amin'ny porofo manamarina izany, mba hanatsarana ny site-tsika, fa hahitsinay farak'izay haingana izany mba tsy hanoroana vohona ny hafa, satria izahay dia tsy manam-pahaizana manokana momban'ny alika akory fa olona tia alika fotsiny ary te hifanakalo fahalalana aminao.

Misaotra tompoko

 

 Ao izahay no mitsabo sy manara-maso ny alikanay

ATO RAHA HIVAROTRA NY ALIKANAO IANAO

Raha manana alika hamidy ianao ka tianao ny hamoaka izany eto dia alefaso aty aminay ny dokam-barotrao (race, isan'ny male/femelle, pedegree raha misy, lokony, toerana ahitana azy, adiresy, vidiny sns), asio sary 4 farafaha-betsany, (ray sy reniny, ireo chiots mitambatra, chiot iray ohatra) ary ny numero telephonao, fa alefanay maimaim-poana avokoa izany rehetra, ny angatahanay fotsiny dia ny mba hampilazanao anay raha toa ka efa lafo daholo ny alikakelinao mba ahafahanay manala ny filazana napetrakao mba hanaovan'ny hafa koa. Na dia izany aza anefa dia tianay ny mampahalala anao fa azonay atao ny tsy mandefa, na manala tsy misy fanazavana ny filazana nalefanao, na koa mampitandrina ireo namana hafa raha toa ka heverinay fa miharo tsy fahamarinana izay filazana. Izany dia mba ho fiarovana ho anay sy ho anao ary ireo olona hafa tia alika. Na izany na tsy izany anefa dia tsy tompon'andraikitra amin'izay mety tsy fifanarahana eo aminareo mpividy sy mpivarotra izahay

TOROLALANA

Raha hividy alika dia ireto misy torohevitra kely
1) Fadio ny mividividy alika amin'ireny dresseur ireny, tsy ho fantatrao akory izay tena nahazoany azy sy fihaviany
2) Fadio koa ny mividy alika amin'olona milaza fa nomen'ny vazaha azy ilay izy dia tsy ilainy sady teneniny eo izay race tonga eo ambavany
3) Aza maimay fa mahandrasa tantana, maka fotona hanaovana safidy sy fikarohana momban'ilay race
4) Aza mividy alika eny anelakelan-trano raha mitady chien de race
5) Fantaro tsara ilay olona, ny tranony ny alikany sns vao manapakevitra


Blanco sy ny zanany 3 mois, ilay zanany no amidy antsoy ny tel: 033.07.928.49 / 22.207.59 na manantona mivatana ao amin'ny Vola Botika Isoraka - Mr Jeruville

 

 


1)A vendre; Chiot Rotweiller 3 mois contactez: rottxena@gmail.com

2)Amidy na atakalo; Rotweiller 1mois et demi vavy sy lahy Prix; 5.000.000 fmg miady varotra na atakalo Beauceron na Berger malinois. antsoy M. Freddy 033.11.957.77 

 

                   Blanca                                            et                                     Blanco

                    des dogues argentins inscrits au LOF  ont donnés naissances à des très beaux chiots

                                                

                                     2 mois, vaccinés, vermifugés, contact ; 032.07.907.62

                          Notre avis: Occasion très rare n'hesitez pas à la saisir! - Xena & Tee  


A vendre : mignon chiot amstaff mâle de 4 mois, couleur bringée,vacciné,vermifugé, avec une grosse tête, gros gabarit.mere pedigrée. visible à ambohibao .prix 700.000ariary

E-mail: mialytatiana@yahoo.fr


Chiots amstaff disponibles et Berger allemand disponible pour saillie

Mme Frederique Tel: 032.07.812.64


CHIOTS  ROTTWEILLER  GROS GABARIT                                    

prix 3.000.000fmg   Tel: 033.11.234.11


CHIOT FEMELLE ROTTWEILLER 2 MOIS, IMPORTE AVEC PAPIER COMPLET VERMIFUGE ET VACCINE, SUIVI MEDICAL REGULIER - M.Toky Tel: 033.11.485.41


Vends 3 magnifiques chiots Amstaff (mâles), excellente origine, vaccinés, vermifugés, disponibles vers mi-juin (nés le 30 avril 2008) Prix : 800 000 Ariary. Contact : 0 33 04 138 31


Amstaff mâle 9 mois à vendre. Prix: 800.000Ar, Contact: 033 14 288 44 

Email: tttiana@yahoo.fr     

                                                                               

Eto manoratra ho anay